Marka 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy ilay tovolahy tamin’ireo: “Aza gaga ianareo.+ Fantatro fa mitady an’i Jesosy avy any Nazareta, ilay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, ianareo. Efa natsangana+ izy ka tsy ato. Jereo fa teto no nametrahana azy.+
6 Hoy ilay tovolahy tamin’ireo: “Aza gaga ianareo.+ Fantatro fa mitady an’i Jesosy avy any Nazareta, ilay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, ianareo. Efa natsangana+ izy ka tsy ato. Jereo fa teto no nametrahana azy.+