1 Korintianina 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Taorian’izany, dia niseho tamin’ny rahalahy maherin’ny 500 indray niaraka izy,+ ary mbola eto amintsika ny ankamaroany, fa ny sasany kosa efa nodimandry.*
6 Taorian’izany, dia niseho tamin’ny rahalahy maherin’ny 500 indray niaraka izy,+ ary mbola eto amintsika ny ankamaroany, fa ny sasany kosa efa nodimandry.*