-
Matio 10:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Aza matahotra an’ireny àry, fa tsy misy zavatra afenina ka hoe tsy haseho, ary tsy misy zava-miafina ka hoe tsy ho fantatra.+
-
-
Lioka 12:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Fa tsy misy zavatra tsara afina ka hoe tsy haharihary, na zava-miafina ka hoe tsy ho fantatra.+
-