FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 8:35-37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia nivoaka ny olona mba hijery an’izay nitranga. Tonga teo amin’i Jesosy izy ireo ary nahita an’ilay lehilahy nivoahan’ny demonia. Efa niakanjo sady efa salama saina ilay lehilahy, ary nipetraka teo an-tongotr’i Jesosy. Koa natahotra ny olona. 36 Ary izay nahita an’izany dia nitantara tamin’izy ireo ny fomba nanasitranana an’ilay lehilahy nisy demonia. 37 Olona be dia be avy ao amin’ilay faritra nisy ny Gerasianina àry no nangataka an’i Jesosy mba hiala teo, satria natahotra be mihitsy izy ireo. Koa nankao amin’ilay sambokely izy, dia niala teo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara