-
Lioka 8:38, 39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Niangavingavy azy anefa ilay lehilahy nivoahan’ny demonia hoe hanaraka azy. Fa nasain’i Jesosy nandeha izy sady noteneniny hoe:+ 39 “Mandehana mody any an-tranonao, ary tantarao amin’ny olona izay nataon’Andriamanitra taminao.” Dia lasa izy nitory eran’ilay tanàna ny zavatra nataon’i Jesosy taminy.
-