FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Raha vao tafavoaka ny vahoaka, dia niditra izy ka noraisiny ny tanan’ilay ankizivavy,+ dia niarina ilay ankizy.+

  • Lioka 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 8:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Nandray ny tanany anefa i Jesosy, ka niantso hoe: “Ry zazavavy, miarena!”+

  • Asan’ny Apostoly 9:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Nasain’i Petera nivoaka daholo ny olona avy eo,+ ary nandohalika izy ka nivavaka. Dia nitodika tany amin’ilay faty izy, ka niteny hoe: “Ry Tabita, miarena!” Dia nosokafan’i Tabita ny masony, ka nipetraka izy+ raha vao nahita an’i Petera.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara