Matio 13:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Dia tsy nety nino azy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+ Lioka 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia niteny koa izy hoe: “Lazaiko marina aminareo fa ao amin’ny faritra niaviany+ ihany ny mpaminany no tsy tian’ny olona. Jaona 4:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 —Izy mihitsy anefa no nilaza fa tsy mba hajaina ny mpaminany raha ao amin’ny taniny.+—
57 Dia tsy nety nino azy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+
24 Dia niteny koa izy hoe: “Lazaiko marina aminareo fa ao amin’ny faritra niaviany+ ihany ny mpaminany no tsy tian’ny olona.