Lioka 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa niverina ny apostoly, dia nitantara tamin’i Jesosy an’izay rehetra nataon’izy ireo.+ Ary nentiny nitokana nankany amin’ny tanàna atao hoe Betsaida izy ireo.+
10 Rehefa niverina ny apostoly, dia nitantara tamin’i Jesosy an’izay rehetra nataon’izy ireo.+ Ary nentiny nitokana nankany amin’ny tanàna atao hoe Betsaida izy ireo.+