-
Matio 14:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia niala teo i Jesosy rehefa naheno an’izany, ka nandeha sambokely nankany amin’ny toerana mitokana izy fa mba te ho irery. Fantatry ny vahoaka anefa izany, dia niainga avy tany an-tanàna izy ireo ka nandeha an-tongotra nanaraka azy.+
-