Jaona 6:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Taorian’izay, dia nankany ampitan’ny Ranomasin’i Galilia, na Ranomasin’i Tiberiasy, i Jesosy.+ 2 Ary nisy vahoaka be nanaraka azy teny foana,+ satria hitan’izy ireo ny famantarana mahagaga nataony, tamin’izy nanasitrana ny marary.+
6 Taorian’izay, dia nankany ampitan’ny Ranomasin’i Galilia, na Ranomasin’i Tiberiasy, i Jesosy.+ 2 Ary nisy vahoaka be nanaraka azy teny foana,+ satria hitan’izy ireo ny famantarana mahagaga nataony, tamin’izy nanasitrana ny marary.+