-
1 Mpanjaka 22:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hoy àry i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka eny an-tendrombohitra ny Israelita rehetra,+ hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry. Dia hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo, ka aleo ry zareo samy hody soa aman-tsara any an-tranony avy.’”
-
-
Ezekiela 34:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia niparitaka izy ireo satria tsy nisy mpiandry.+ Niparitaka tokoa izy ireo ka lanin’ny bibidia rehetra.
-
-
Ezekiela 34:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 ‘“Lasa remby sy lanin’ny bibidia ny ondriko satria tsy nisy mpiandry. Ny mpiandry koa tsy nitady ny ondriko fa namahan-tena fotsiny, ka tsy nomeny sakafo ny ondriko. Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony,
-