-
Marka 8:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary nasainy naka toerana teo amin’ny tany ny vahoaka. Noraisiny ny mofo fito avy eo ka nisaotra an’Andriamanitra izy. Dia notapahiny ny mofo ka nozarainy tamin’ny mpianany mba harosony, ary izy ireo indray nandroso an’ilay izy tamin’ny vahoaka.+
-
-
Asan’ny Apostoly 27:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Rehefa avy nilaza an’izany izy, dia naka mofo, ary nisaotra an’Andriamanitra teo anatrehan’ny rehetra. Notapahiny ilay mofo avy eo ary nanomboka nihinana izy.
-