FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 14:34-36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary tonga teny ampita izy ireo, ka niakatra an-tanety tao Genesareta.+

      35 Raha vao nahafantatra azy ny mponina tao amin’ilay toerana, dia nampilaza tany amin’ny faritra rehetra manodidina. Koa nentin’ny olona teo aminy daholo izay narary. 36 Ary niangavy azy ny olona mba havela hikasika fotsiny ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+ Dia sitrana tanteraka izay rehetra nanao an’izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara