Matio 15:7-9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ry mpihatsaravelatsihy, rariny raha naminany momba anareo i Isaia hoe:+ 8 ‘An-tendro-molotra fotsiny no anajan’ity vahoaka ity ahy, fa ny fony kosa lavitra ahy. 9 Reraka fotsiny izy ireo manompo ahy, satria didin’olombelona no ampianariny.’”+
7 Ry mpihatsaravelatsihy, rariny raha naminany momba anareo i Isaia hoe:+ 8 ‘An-tendro-molotra fotsiny no anajan’ity vahoaka ity ahy, fa ny fony kosa lavitra ahy. 9 Reraka fotsiny izy ireo manompo ahy, satria didin’olombelona no ampianariny.’”+