-
Matio 16:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia nentin’i Petera nihataka kely izy ka noteneniny mafy hoe: “Mba jereo ihany izay hahasoa anao, Tompo ô! Tsy hanjo anao mihitsy izany.”+
-