-
Matio 17:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tamin’izy ireo nidina an’ilay tendrombohitra, dia hoy i Jesosy: “Aza tenenina amin’iza na iza iny fahitana iny, raha tsy efa atsangana amin’ny maty ny Zanak’olona.”+
-
-
Lioka 9:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Tamin’ny fotoana nandrenesana an’ilay feo, dia i Jesosy irery sisa no hita teo. Ary nangina izy ireo ka mbola tsy nolazalazainy tamin’ny olona aloha ny zavatra hitany.+
-