Matio 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Lazaiko aminareo anefa fa efa tonga i Elia, saingy tsy fantatry ny olona izy dia nataony taminy izay rehetra tiany hanaovana azy.+ Hijalijaly hoatr’izany koa ny Zanak’olona, eo am-pelatanan’izy ireo.”+
12 Lazaiko aminareo anefa fa efa tonga i Elia, saingy tsy fantatry ny olona izy dia nataony taminy izay rehetra tiany hanaovana azy.+ Hijalijaly hoatr’izany koa ny Zanak’olona, eo am-pelatanan’izy ireo.”+