Deoteronomia 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy àry Izy: ‘Handao azy ireo* aho,+Dia ho hitako eo hoe hanao ahoana izy ireo any aoriana any. Fa taranaka ratsy toetra izy ireo,+Ary zanaka tsy mendri-pitokisana.+
20 Hoy àry Izy: ‘Handao azy ireo* aho,+Dia ho hitako eo hoe hanao ahoana izy ireo any aoriana any. Fa taranaka ratsy toetra izy ireo,+Ary zanaka tsy mendri-pitokisana.+