FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 17:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Marka 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Lazaiko marina aminareo fa raha misy miteny amin’ity tendrombohitra ity hoe: ‘Mialà eto dia mianjerà any an-dranomasina’, sady tsy misalasala izy ao am-pony ao fa manam-pinoana hoe hitranga tokoa izay lazainy, dia ho tanteraka izany.+

  • Lioka 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy ny Tompo: “Raha manana finoana ianareo, na faran’izay kely hoatran’ny voan-tsinapy aza, ary hiteny amin’itsy voaroihazo itsy hoe: ‘Miongota ary maniria any an-dranomasina!’, dia hankatò anareo izy.+

  • Jaona 11:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Hoy i Jesosy: “Angaha moa izaho tsy efa niteny taminao hoe raha mino ianao, dia hahita ny voninahitr’Andriamanitra?”+

  • Asan’ny Apostoly 14:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 nihaino an’i Paoly nandaha-teny izy. Dia nibanjina azy i Paoly ary nahita fa nanam-pinoana izy ka azo nositranina.+ 10 Niteny mafy taminy àry i Paoly hoe: “Mitsangàna dia mijoroa amin’ny tongotrao!” Tonga dia nitsangana ilay lehilahy ka nanomboka nandeha.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara