-
Matio 16:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nanomboka teo dia nanazava tamin’ny mpianany i Jesosy hoe tsy maintsy mankany Jerosalema izy, dia hampijalijalin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.+
-
-
Lioka 9:44, 45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 “Henoy tsara sady tadidio izao teny izao: Efa hisy hamadika ny Zanak’olona dia hatolotra eo am-pelatanan’ny olona.”+ 45 Tsy azon’ireo anefa izay nolazainy. Nafenina azy ireo mantsy izany mba tsy ho takany, ary natahotra ny hanontany azy momba an’izany izy ireo.
-