-
Matio 5:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 “Voalaza koa hoe: ‘Izay misaraka amin’ny vadiny, dia tokony hanome azy taratasy fisaraham-panambadiana.’+
-
-
Matio 19:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary hoy ireo taminy: “Maninona àry i Mosesy no niteny hoe mila manome taratasy fisaraham-panambadiana ny lehilahy rehefa misaraka amin’ny vadiny?”+
-