Matio 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy izy tamin’ireo: “Noho ianareo mafy loha no nahatonga an’i Mosesy hamela anareo hisara-panambadiana.+ Tsy mba hoatr’izany anefa tany am-piandohana.+
8 Dia hoy izy tamin’ireo: “Noho ianareo mafy loha no nahatonga an’i Mosesy hamela anareo hisara-panambadiana.+ Tsy mba hoatr’izany anefa tany am-piandohana.+