-
Matio 19:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “Maro amin’ireo voalohany anefa no ho farany, ary ny farany ho voalohany.+
-
-
Matio 20:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia hoatr’izany koa fa ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.”+
-
-
Lioka 13:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ary misy ny farany ho voalohany, ary misy ny voalohany ho farany.”+
-