FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 20:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hoy i Jesosy: “Tsy azonareo an-tsaina mihitsy izany angatahinareo izany. Vitanareo ve ny hisotro amin’ilay kaopy isotroako?”+ Dia hoy ireo: “Vitanay izany ka!” 23 Ary hoy izy tamin’ireo: “Hisotro amin’ny kaopiko tokoa ianareo.+ Tsy anjarako anefa ny manendry an’izay hipetraka eo ankavanako sy eo ankaviako, fa izay nofidin’ny Raiko ihany no hahazo an’izany toerana izany.”+

  • Lioka 12:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Fa misy batisa tokony hanaovana batisa ahy, ary mitebiteby be aho mandra-pahavitan’izany!+

  • Jaona 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Izaho ve dia tsy hisotro amin’ny kaopy nomen’ny Raiko ahy?”+

  • Romanina 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara