FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 20:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Marka 9:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Koa nipetraka izy dia nantsoiny izy 12 Lahy, ka noteneniny hoe: “Raha misy te ho voalohany, dia tsy maintsy ho farany amin’ny rehetra izy sady hanompo ny rehetra.”+

  • Lioka 9:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 dia hoy izy tamin’izy ireo: “Izay mandray an’ity zaza ity amin’ny anarako dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’Ilay naniraka ahy.+ Fa izay mitondra tena toy ny kely indrindra aminareo rehetra dia izy no lehibe.”+

  • Lioka 22:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ianareo kosa tsy tokony ho hoatr’izany.+ Fa izay lehibe indrindra eo aminareo no ho toy ny zandriny indrindra,+ ary izay mitarika ho toy ny mpanompo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara