FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary niditra tao amin’ny tempoly i Jesosy ka noroahiny daholo izay nivarotra sy nividy tao. Nazerany koa ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ny mpivarotra voromailala.+

  • Lioka 19:45, 46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Dia niditra tao amin’ny tempoly izy, ka nanomboka nandroaka an’izay nivarotra tao,+ 46 ary niteny hoe: “Voasoratra hoe: ‘Ny tranoko dia ho trano fivavahana’,+ fa ianareo kosa manao azy ho lava-bato fiafenan’ny jiolahy.”+

  • Jaona 2:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nahita olona nivarotra omby aman’ondry sy voromailala+ tao amin’ny tempoly izy, sady nahita mpanakalo vola samy nipetraka teny amin’ny sezany. 15 Nanamboatra karavasy tady àry izy, ka noroahiny tao amin’ny tempoly daholo izy rehetra, niaraka tamin’ireo ondry sy omby. Nararany koa ny vola madiniky ny mpanakalo vola sady nazerany ny latabatr’ireny.+ 16 Ary hoy izy tamin’ireo nivarotra voromailala: “Ento mivoaka any ireo! Aza atao trano fivarotana* intsony ny tranon’ny Raiko!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara