Matio 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy i Jesosy avy eo: “Tandremo sao miteniteny amin’olona.+ Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona,+ dia atolory ny fanomezana nasain’i Mosesy nomena,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.” Lioka 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia noraran’i Jesosy ilay lehilahy mba tsy hiteniteny amin’olona. Hoy izy: “Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona, ary satria nodiovina ianao dia manaova fanatitra, araka izay nasain’i Mosesy natao,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”+
4 Hoy i Jesosy avy eo: “Tandremo sao miteniteny amin’olona.+ Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona,+ dia atolory ny fanomezana nasain’i Mosesy nomena,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”
14 Dia noraran’i Jesosy ilay lehilahy mba tsy hiteniteny amin’olona. Hoy izy: “Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona, ary satria nodiovina ianao dia manaova fanatitra, araka izay nasain’i Mosesy natao,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”+