-
Matio 21:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Avy aiza no nahazoan’i Jaona fahefana hanao batisa? Avy any an-danitra sa avy amin’ny olona?” Dia nifampiresaka ireo hoe: “Raha miteny izao isika hoe: ‘Avy any an-danitra’, dia hiteny izy hoe: ‘Koa naninona ianareo no tsy nino azy?’+
-
-
Lioka 20:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Avy any an-danitra sa avy amin’ny olona no nahazoan’i Jaona fahefana hanao batisa?”
-