Matio 21:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?+ Lioka 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa nijery tsara azy ireo i Jesosy sady niteny hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra’?*+ Asan’ny Apostoly 4:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Efesianina 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary efa naorina teo ambony fototra, dia ny apostoly sy ny mpaminany,+ ianareo. I Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+ 1 Petera 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aminareo àry no sarobidy izy, satria mpino ianareo. Fa amin’ny tsy mpino kosa, dia “ny vato tsy tian’ny* mpanao trano+ no lasa vato fehizoro lehibe indrindra”,*+
42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?+
17 Fa nijery tsara azy ireo i Jesosy sady niteny hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra’?*+
20 Ary efa naorina teo ambony fototra, dia ny apostoly sy ny mpaminany,+ ianareo. I Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+
7 Aminareo àry no sarobidy izy, satria mpino ianareo. Fa amin’ny tsy mpino kosa, dia “ny vato tsy tian’ny* mpanao trano+ no lasa vato fehizoro lehibe indrindra”,*+