FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:45, 46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Rehefa naheno an’ireo fanoharana ireo ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo, dia takany hoe izy ireo no noresahin’i Jesosy.+ 46 Natahotra ny vahoaka anefa izy ireo, na dia te hisambotra azy aza. Nihevitra an’i Jesosy ho mpaminany mantsy ny vahoaka.+

  • Lioka 20:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tamin’izay ora izay indrindra, dia nitady hisambotra azy ny mpanora-dalàna sy ny lehiben’ny mpisorona, satria takany fa izy ireo no tao an-tsain’i Jesosy tamin’io fanoharana io. Natahotra ny vahoaka anefa izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara