FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia hasiako amin’ny sabatra ny tanànanareo,+ sady horavako ny toerana masinareo, ary tsy hahafinaritra* ahy ny hanitry ny fanatitrareo.

  • Matio 24:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Hitanareo ve ireo rehetra ireo? Lazaiko marina aminareo fa tsy hisy vato havela hifanaingina mihitsy eo, fa harodana daholo.”+

  • Lioka 19:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Hatontany amin’ny tany ianao sy ny zanakao ao aminao,+ ary tsy hisy vato havelany hifanaingina eo aminao,+ satria tsy takatrao ny fotoana nitsarana* anao.”

  • Lioka 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy i Jesosy: “Ho avy ny andro handrodanana an’ireo zavatra hitanareo amin’izao ireo, ka tsy hisy vato havela hifanaingina.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara