FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa mandehana amin’izay fa hanampy anao aho rehefa miteny ianao,* ary hatoroko anao izay tokony holazainao.”+

  • Matio 10:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 12:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa entin’ny olona eo anatrehan’ny vahoaka* sy ny mpitondra fanjakana ary ny manam-pahefana ianareo, dia aza manahy momba an’izay holazainareo mba hiarovan-tena na ny fomba hilazanareo an’izany na izay hoteneninareo.+ 12 Fa ny fanahy masina no hampianatra anareo an’izay tokony holazainareo+ amin’izany ora izany.”

  • Lioka 21:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa aoka ianareo ho tapa-kevitra ao am-ponareo hoe tsy hanomana mialoha an’izay fiarovan-tena holazainareo,+ 15 satria izaho no hanoro anareo an’izay teny holazainareo sy hanome fahendrena anareo, ka tsy hahatohitra na hahavaly anareo ny fahavalonareo rehetra.+

  • Asan’ny Apostoly 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary feno fanahy masina+ i Petera, ka namaly hoe:

      “Ry mpitondra vahoaka sy anti-panahy isany!

  • Asan’ny Apostoly 6:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nisy lehilahy tonga hiady hevitra tamin’i Stefana anefa. Avy tamin’ilay antsoina hoe Synagogan’ireo Nomena Fahafahana ny sasany, ary Kyrenianina sy Aleksandrianina ny sasany. Nisy koa avy any Kilikia sy Azia. 10 Tsy nahatohitra azy anefa izy ireo, satria hita tamin’ny teniny hoe hendry izy sady nampian’ny fanahy masina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara