2 Timoty 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa i Kristy kosa zanaka+ mendri-pitokisana miandraikitra ny tranon’Andriamanitra.+ Isika izany tranony izany, raha miezaka foana isika mba ho sahy hiteny sady hifikitra amin’ilay fanantenana ireharehantsika hatramin’ny farany.
6 Fa i Kristy kosa zanaka+ mendri-pitokisana miandraikitra ny tranon’Andriamanitra.+ Isika izany tranony izany, raha miezaka foana isika mba ho sahy hiteny sady hifikitra amin’ilay fanantenana ireharehantsika hatramin’ny farany.