-
Matio 26:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nasiany an’iny menaka manitra iny ny vatako, satria te hanomana ny fandevenana ahy izy.+
-
-
Jaona 12:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hoy i Jesosy avy eo: “Avelao izy, fa mba hanomanana ny andro handevenana ahy no anaovany an’izao.+
-