-
Eksodosy 12:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Koa hihinana mofo tsy misy lalivay ianareo amin’ny takarivan’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany, ka hatramin’ny takarivan’ny andro faha-21 amin’io volana io.+
-
-
Eksodosy 23:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hankalaza ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay ianao.+ Hihinana mofo tsy misy lalivay mandritra ny fito andro ianao, amin’ny fotoana voatondro amin’ny volana Abiba,*+ araka ny didy nomeko anao. Tamin’io fotoana io mantsy ianao no nivoaka avy tany Ejipta. Tsy tokony hisy hitondra tanam-polo rehefa mankeo anatrehako.+
-