FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Tokony hataon’ny Israelita vonona ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska,+ amin’ny fotoana voatondro.+

  • Matio 26:17-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tamin’ny andro voalohany hankalazana ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ dia nanatona an’i Jesosy ny mpianatra ka niteny hoe: “Aiza no tianao hikarakaranay ny sakafon’ny Paska?”+ 18 Dia hoy izy: “Mankanesa any amin-dRanona any an-tanàna, dia teneno izy hoe: ‘Niteny ny Mpampianatra hoe: “Efa akaiky ny fotoana voatondro hahafatesako, dia hankalaza ny Paska miaraka amin’ny mpianatro ao an-tranonao aho.”’” 19 Nataon’ny mpianatra àry izay nampanaovin’i Jesosy azy, ka nomaniny daholo izay nilaina tamin’ny Paska.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara