Matio 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Farany, dia nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva+ izy ireo, rehefa avy nihira fiderana.* Lioka 22:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa avy nilaza an’izany i Jesosy, dia lasa nandeha niampita ny Lohasahan’i Kidrona,*+ niaraka tamin’ny mpianany. Dia nankao amin’ny zaridaina iray tany izy sy ny mpianany.+
18 Rehefa avy nilaza an’izany i Jesosy, dia lasa nandeha niampita ny Lohasahan’i Kidrona,*+ niaraka tamin’ny mpianany. Dia nankao amin’ny zaridaina iray tany izy sy ny mpianany.+