FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 22:31-33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Simona, Simona, nangataka i Satana mba hosivaniny toy ny vary daholo ianareo.+ 32 Efa nitalaho ho anao anefa aho mba tsy ho levona ny finoanao.+ Ary raha vao tafarina ianao, dia ampaherezo ny rahalahinao.”+ 33 Dia hoy i Petera: “Tompo ô, vonona hiaraka aminao aho, na higadra ianao na ho faty.”+

  • Jaona 13:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary hoy i Petera: “Tompo ô, fa maninona aho izao no tsy afaka manaraka anao? Na ny aiko aza ange hafoiko ho anao e!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara