-
Matio 26:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Hoy anefa i Petera: “Na tsy maintsy hiara-maty aminao aza aho, dia tsy handa anao izany mihitsy!”+ Niteny hoatr’izany koa ny mpianatra hafa rehetra.
-