Romanina 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ilay fanahin’Andriamanitra miasa ao anatinareo dia tsy mahatonga anareo ho lasa andevo na hatahotra indray, fa mahatonga anareo hatsangana ho zanaka kosa. Noho io fanahy io àry, dia afaka miantso mafy isika hoe: “Aba,* Ray ô!”+ Galatianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
15 Ilay fanahin’Andriamanitra miasa ao anatinareo dia tsy mahatonga anareo ho lasa andevo na hatahotra indray, fa mahatonga anareo hatsangana ho zanaka kosa. Noho io fanahy io àry, dia afaka miantso mafy isika hoe: “Aba,* Ray ô!”+