FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:42-46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary lasa fanindroany izy ka nivavaka hoe: “Raiko ô, raha tsy azo esorina ity fa tsy maintsy hosotroiko, dia aleo hatao ny sitraponao.”+ 43 Dia niverina indray izy, ary mbola nahita azy ireo natory, fa efa navesatra ny masony. 44 Lasa indray izy nandeha nivavaka fanintelony, ary izay noteneniny teo aloha ihany no naveriny. 45 Niverina teo amin’ny mpianatra izy avy eo, ka niteny tamin’ireo hoe: “Mbola matory sy miala sasatra ihany ve ianareo amin’izao fotoana izao? Efa kely sisa dia ho tonga ny ora hamadihana ny Zanak’olona, ka hatolotra eo am-pelatanan’ny mpanota izy. 46 Mitsangàna dia andao isika handeha, fa efa akaiky ilay mpamadika ahy.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara