-
Matio 26:65, 66Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy! Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona? Efa henonareo ilay izy nanevateva an’Andriamanitra teo! 66 Ahoana ny hevitrareo?” Dia namaly izy ireo hoe: “Mendrika ny ho faty izy.”+
-