-
Matio 22:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ny Fanjakan’ny lanitra dia azo oharina amin’ny mpanjaka iray nanao fanasambe tamin’ny fampakaram-badin’ny+ zanany lahy.
-
-
Apokalypsy 19:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Andao isika hifaly be mihitsy, dia hanome voninahitra azy, fa tonga ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry sady efa niomana ny vadiny.
-