-
Matio 21:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Rehefa nahita an’ilay zanany anefa ny mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova!+ Andao izy hovonointsika, dia amin’izay lasantsika ny lovany!’
-