-
Matio 27:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Nandrandrana fehiloha tsilo koa izy ireo ka nataony teo amin’ny lohan’i Jesosy, dia nasiany bararata teny an-tanany ankavanana. Ary nandohalika teo anatrehany izy ireo, dia nanesoeso azy sady niteny hoe: “Miarahaba anao,* ry Mpanjakan’ny Jiosy!”
-
-
Matio 27:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Napetany terỳ ambonin’ny lohany koa ny soratra momba ny fiampangana azy hoe: “Ity no Jesosy Mpanjakan’ny Jiosy.”+
-
-
Lioka 23:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Nisy an’izao soratra izao koa teo amboniny: “Ity no Mpanjakan’ny Jiosy.”+
-