Lioka 24:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitan’izy ireo anefa fa efa voakodia niala teo amin’ny fasana ny vato.+ 3 Dia niditra izy ireo, kanjo tsy nahita ny fatin’i Jesosy Tompo.+
2 Hitan’izy ireo anefa fa efa voakodia niala teo amin’ny fasana ny vato.+ 3 Dia niditra izy ireo, kanjo tsy nahita ny fatin’i Jesosy Tompo.+