-
Asan’ny Apostoly 13:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Rehefa vita anefa ny asa nanendrena an’i Jaona, dia niteny izy hoe: ‘Iza no fiheveranareo ahy? Tsy izaho ilay eritreretinareo. Fa misy anankiray ho tonga ao aorianako, ary tsy mendrika hamaha ny kapa amin’ny tongony akory aza aho.’+
-