-
Lioka 14:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nandeha nisakafo tao an-tranon’ny anankiray tamin’ny lehiben’ny Fariseo i Jesosy, indray Sabata, ary nijery azy tsara ny olona tao. 2 Ary io fa nisy lehilahy voan’ny aretina manirano* teo anoloan’i Jesosy. 3 Nanontanian’i Jesosy àry ireo nahay Lalàna sy ny Fariseo hoe: “Azo atao sa tsia ny manasitrana amin’ny Sabata?”+
-