FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 40:3-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe:

      “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+

      Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+

       4 Aoka hisondrotra ny lohasaha rehetra,

      Ary hietry daholo kosa ny tendrombohitra sy ny havoana.

      Ataovy mitovy tantana ny tany misy dongodongona,

      Ary ataovy lasa lemaka ny tany mikitoantoana.+

       5 Dia hiharihary ny voninahitr’i Jehovah,+

      Ka samy hahita an’izany ny olombelona* rehetra,+

      Satria i Jehovah no efa niteny.”

  • Lioka 2:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Efa hitan’ny masoko mantsy ny fomba hitondranao famonjena,+

  • Asan’ny Apostoly 28:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aoka àry ho fantatrareo fa hambara any amin’ny hafa firenena izany famonjena avy amin’Andriamanitra izany.+ Azo antoka fa hihaino ny fitoriana momba an’izany izy ireny.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara