Lioka 1:57, 58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Tonga àry izao ny fotoana hiterahan’i Elizabeta, ka niteraka zazalahy izy. 58 Henon’ny mpiara-monina taminy sy ny havany fa tena namindra fo be taminy i Jehovah,* ka niara-nifaly taminy izy ireo.+
57 Tonga àry izao ny fotoana hiterahan’i Elizabeta, ka niteraka zazalahy izy. 58 Henon’ny mpiara-monina taminy sy ny havany fa tena namindra fo be taminy i Jehovah,* ka niara-nifaly taminy izy ireo.+